|
|
|
|

Teny iditra1  maka rivotra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  mandeha amin' ny toeran-kafa iray mba hiova rivotra; mivoaka mba hiala sasatra kely eo anelanelan' ny fotoam-pianarana; miala sasatra fotoana fohy amin' ny toerana tsy mpisy ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  To take exercise, seeking fresh air. [1.2]
Ohatra  5  Dia nihevitra fa mety raha makarivotra ao Ilafy; [2.59#]
Singan-teny  6  maka, rivotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16